-
Matio 14:33Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
33 Dia niankohoka teo anatrehany izay tao an-tsambokely, sady niteny hoe: “Zanak’Andriamanitra tokoa ianao.”
-
-
Asan’ny Apostoly 9:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Ary tonga dia nitory momba an’i Jesosy tany amin’ny synagoga izy, ka nilaza fa Zanak’Andriamanitra i Jesosy.
-
-
Asan’ny Apostoly 9:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Fa vao mainka kosa i Saoly nahazo hery, ka very hevitra ny Jiosy nipetraka tao Damaskosy, rehefa nanome porofo marim-pototra izy hoe i Jesosy no Kristy.+
-