Matio 10:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Ary izay tsy manaiky hitondra ny hazo fijaliany* ka tsy manaraka ahy, dia tsy mendrika ahy.+ Marka 8:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ary nantsoiny nankeo aminy ny vahoaka sy ny mpianany, ka hoy izy tamin’ireo: “Raha misy te hanaraka ahy, dia tsy maintsy mandà ny tenany izy ka mitondra ny hazo fijaliany* ary manaraka ahy foana.+ Lioka 9:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Lioka 14:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
34 Ary nantsoiny nankeo aminy ny vahoaka sy ny mpianany, ka hoy izy tamin’ireo: “Raha misy te hanaraka ahy, dia tsy maintsy mandà ny tenany izy ka mitondra ny hazo fijaliany* ary manaraka ahy foana.+