FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 8:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Dia hoy i Jesosy tamin’ilay manamboninahitra: “Mandehana àry! Enga anie ho tanteraka izay nangatahinao, satria manam-pinoana ianao!”+ Dia sitrana tamin’izay ora izay ilay mpanompo.+

  • Matio 9:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary nitodika i Jesosy ka nahita azy, dia niteny hoe: “Mahereza, anaka! Ny finoanao no nahasitrana anao.”+ Dia sitrana tamin’izay ora izay ilay vehivavy.+

  • Matio 15:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Dia hoy i Jesosy taminy: “Ravehivavy, lehibe ny finoanao. Ho tanteraka aminao anie izay irinao!” Dia sitrana tamin’izay ora izay ilay zanany vavy.

  • Jaona 4:51, 52
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 51 Tamin’izy mbola teny an-dalana niverina hody iny, dia nitsena azy ny mpanompony ka niteny taminy hoe velona* ilay zanany. 52 Nanontaniany àry izy ireo hoe tamin’ny firy ilay zanany no nihatsara. Dia hoy izy ireo: “Omaly tamin’ny ora fahafito* izy no tsy nanavy intsony.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara