Lioka 1:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia hoy ilay anjely: “Izaho no Gabriela,+ izay mitsangana eo anatrehan’Andriamanitra.+ Nirahina hiresaka aminao aho sady hilaza an’izany vaovao tsara izany aminao. Hebreo 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hoy koa izy momba ny anjely: “Ataony mahery* ny anjeliny, ary ataony lelafo+ ny mpanompony.”*+ Hebreo 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tsy fanahy manao fanompoana masina*+ ve izy rehetra, ka irahina hikarakara an’ireo handova famonjena?
19 Dia hoy ilay anjely: “Izaho no Gabriela,+ izay mitsangana eo anatrehan’Andriamanitra.+ Nirahina hiresaka aminao aho sady hilaza an’izany vaovao tsara izany aminao.
14 Tsy fanahy manao fanompoana masina*+ ve izy rehetra, ka irahina hikarakara an’ireo handova famonjena?