-
Marka 11:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Ary rehefa mitsangana hivavaka ianareo, ka misy olona anananareo alahelo, dia mamelà ny helony, mba havelan’ilay Rainareo any an-danitra koa ny helokareo.”+
-