-
Marka 10:42Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
42 Nantsoin’i Jesosy hankeo aminy anefa izy ireo, dia noteneniny hoe: “Fantatrareo fa manjakazaka amin’ny firenena entiny ireo ekena ho mpitondra, ary manampatra fahefana ireo lehibe.+
-