18 Samy nitady fialan-tsiny+ anefa izy rehetra. Ny voalohany niteny hoe: ‘Nividy saha aho, dia mila mandeha mijery an’ilay izy. Mba ialao tsiny any re aho e!’ 19 Ny iray nilaza hoe: ‘Nividy omby folo aho, dia handeha handinika azy ireo. Mba ialao tsiny any re aho e!’+