-
Matio 21:43Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
43 Izao àry no lazaiko aminareo: Hesorina aminareo ny Fanjakan’Andriamanitra, ka homena an’izay firenena mamokatra voa mendrika an’ilay Fanjakana.
-
-
Lioka 14:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Dia hoy ilay tompony: ‘Mandehana mankeny amin’ny lalana any ivelan’ny tanàna, dia ataovy izay hahatongavan’ny olona mba ho feno ny tranoko.+
-