FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 9:7, 8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 dia horoahiko tsy ho eo amin’ny tany nomeko azy ny Israely.+ Ilay trano nohamasiniko ho an’ny anarako kosa hariako tsy ho hitan’ny masoko intsony,+ ary ny Israely hesoesoin’ny firenena rehetra* sy hataony fihomehezana.+ 8 Ary ho lasa korontam-bato mivangongo ity trano ity,+ ka ho gaga izay rehetra mandalo eo. Hisioka izy ireo dia hiteny hoe: ‘Fa naninona àry no dia nataon’i Jehovah hoatr’izao ity tany ity sy ity trano ity?’+

  • Jeremia 12:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 “Nilaozako ny tranoko,+ ary nafoiko ny lovako.+

      Nataoko resin’ny fahavalony ilay malalan’ny foko.+

  • Jeremia 22:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “‘Raha tsy mankatò an’izany teny izany kosa ianareo, dia mianiana amin’ny tenako aho’, hoy i Jehovah, ‘fa ho rava ity trano ity.’+

  • Matio 21:43
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 43 Izao àry no lazaiko aminareo: Hesorina aminareo ny Fanjakan’Andriamanitra, ka homena an’izay firenena mamokatra voa mendrika an’ilay Fanjakana.

  • Lioka 21:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara