Lioka 19:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Ary niverina izy, tatỳ aoriana, rehefa avy nandray fahefana hanjaka.* Dia nampanantsoiny ireo mpanompo nomeny vola,* mba hahitany izay tombony azon’ireo tamin’ny raharaham-barotra nataon’izy ireo.+
15 “Ary niverina izy, tatỳ aoriana, rehefa avy nandray fahefana hanjaka.* Dia nampanantsoiny ireo mpanompo nomeny vola,* mba hahitany izay tombony azon’ireo tamin’ny raharaham-barotra nataon’izy ireo.+