FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Lioka 19:20-23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Fa tonga kosa ny iray, ka niteny hoe: ‘Intỳ, tompoko, ilay mina nomenao. Notehiriziko tao anaty lamba izy ity. 21 Natahotra anao mantsy aho, satria olona sarotsarotiny ianao, sady maka an’izay tsy napetrakao no mijinja an’izay tsy nafafinao.’+ 22 Dia hoy izy taminy: ‘Ny teninao ihany no itsarako anao, ry mpanompo ratsy fanahy! Fantatrao fa olona sarotsarotiny aho, sady maka an’izay tsy napetrako no mijinja an’izay tsy nafafiko.+ 23 Koa maninona no tsy napetrakao tany amin’ny banky ny volako?* Amin’izay rehefa tonga aho dia ho nandray an’ilay izy miaraka amin’ny zanabola.’

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara