- 
	                        
            
            Marka 14:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
20 Dia hoy izy tamin’ireo: “Iray aminareo 12 Lahy ilay izy, ilay miara-manatsoboka ny mofony amiko ao anaty vilia.+
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            Lioka 22:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
21 “Efa eto amiko, eto an-databatra, anefa ny tanan’ilay hamadika ahy.+
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            Jaona 13:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
26 Dia namaly i Jesosy hoe: “Ilay homeko ny sombi-mofo atsoboko ao anaty vilia.”+ Natsobony tao anaty vilia àry ilay mofo, dia nalainy ka nomeny an’i Jodasy zanak’i Simona Iskariota.
 
 -