FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 15:6-10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Efa fanaon’i Pilato isaky ny fety ny manafaka voafonja iray nangatahin’ny vahoaka.+ 7 Tamin’izay fotoana izay, dia nisy lehilahy antsoina hoe Barabasy, niara-nigadra tamin’ireo mpikomy tamin’ny fanjakana, izay nahafaty olona tamin’izy ireo nikomy. 8 Dia tonga ny vahoaka ka nanomboka nangataka tamin’i Pilato mba hanao araka izay efa fanaony amin’izy ireo. 9 Hoy i Pilato tamin’izy ireo: “Sao dia mba tianareo hafahako ho anareo ilay Mpanjakan’ny Jiosy?”+ 10 Fantatr’i Pilato mantsy fa fialonana no nahatonga ny lehiben’ny mpisorona hanolotra an’i Jesosy.+

  • Jaona 18:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Sady raha araka ny fanaonareo, dia tokony hanafaka olona iray ho anareo aho rehefa Paska.+ Ka sao dia mba tianareo hafahako ho anareo ilay Mpanjakan’ny Jiosy?”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara