-
Marka 15:22-24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Ary nentin’ireo i Jesosy, ho any amin’ilay toerana antsoina hoe Golgota. Raha adika izany dia hoe “Ikarandoha.”+ 23 Nanandrana nanome azy divay nasiana miora mahadomelina ireo,+ fa tsy nety nisotro izy. 24 Dia nofantsihan’ireo teo amin’ny tsato-kazo izy, ary nozarain’izy ireo ny akanjony ivelany ka nanaovany antsapaka mba hahitana an’izay ho azon’izy tsirairay.+
-