Jaona 1:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 Ary hoy i Natanaela: “Raby ô, Zanak’Andriamanitra ianao! Mpanjakan’ny Israely ianao.”+ Jaona 12:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia naka sampana palmie ireo, ka nandeha nitsena azy sady niantsoantso hoe: “Mba vonjeo re e! Hotahina anie ilay tonga amin’ny anaran’i Jehovah,*+ dia ilay Mpanjakan’ny Israely!”+
13 Dia naka sampana palmie ireo, ka nandeha nitsena azy sady niantsoantso hoe: “Mba vonjeo re e! Hotahina anie ilay tonga amin’ny anaran’i Jehovah,*+ dia ilay Mpanjakan’ny Israely!”+