Salamo 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hanambara ny didin’i Jehovah aho.Hoy izy tamiko: “Zanako ianao;+Androany aho no lasa rainao.+ Matio 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Lioka 3:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Dia nidina nankeo amboniny ny fanahy masina, izay naka endrika voromailala, ary nisy feo avy any an-danitra niteny hoe: “Ianao no Zanako malalako. Ankasitrahako ianao.”+ 2 Petera 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nomen’Andriamanitra Ray haja amam-boninahitra mantsy izy rehefa nilaza taminy an’ireto teny* ireto ilay be voninahitra: “Io no Zanako malalako, ilay ankasitrahako.”+
22 Dia nidina nankeo amboniny ny fanahy masina, izay naka endrika voromailala, ary nisy feo avy any an-danitra niteny hoe: “Ianao no Zanako malalako. Ankasitrahako ianao.”+
17 Nomen’Andriamanitra Ray haja amam-boninahitra mantsy izy rehefa nilaza taminy an’ireto teny* ireto ilay be voninahitra: “Io no Zanako malalako, ilay ankasitrahako.”+