FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 5:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Rehefa mandrehitra jiro ny olona, dia tsy mametraka azy ao ambany sobika* fa eo amin’ny fitoeran-jiro, mba hanazava an’izay rehetra ao an-trano.+

  • Lioka 8:16, 17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Tsy misy olona mandrehitra jiro ka manarona azy amin-javatra, na mametraka azy ao ambany fandriana, fa ataony eo amin’ny fitoeran-jiro kosa izany mba hahita hazavana+ ny olona miditra ao amin’ilay efitra. 17 Fa tsy misy zavatra afenina ka hoe tsy haseho, na zavatra tsara afina ka hoe tsy ho fantatra mihitsy na tsy hiharihary.+

  • Lioka 11:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Rehefa mandrehitra jiro ny olona, dia tsy mametraka an’ilay izy any amin’ny takona na ao ambany sobika,* fa eo amin’ny fitoeran-jiro,+ mba hahita hazavana ny olona miditra ao amin’ilay efitra.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara