Lioka 4:14, 15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia niverina tany Galilia+ i Jesosy, ary feno herin’ny fanahy izy. Ary tsara laza izy ka niely nanerana ny faritra rehetra manodidina ny lazany. 15 Nampianatra tao amin’ny synagogan’izy ireo izy, ka nomen’ny rehetra voninahitra. Lioka 8:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
14 Dia niverina tany Galilia+ i Jesosy, ary feno herin’ny fanahy izy. Ary tsara laza izy ka niely nanerana ny faritra rehetra manodidina ny lazany. 15 Nampianatra tao amin’ny synagogan’izy ireo izy, ka nomen’ny rehetra voninahitra.