Matio 4:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nanomboka tamin’izay i Jesosy no nitory hoe: “Mibebaha fa efa akaiky ny Fanjakan’ny lanitra.”+