Matio 9:32, 33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Rehefa lasa izy ireo, dia iny fa nentin’ny olona ny lehilahy iray moana nisy demonia.+ 33 Dia niteny ilay moana rehefa navoaka ilay demonia.+ Gaga ny vahoaka ka niteny hoe: “Mbola tsy nisy hoatr’izao mihitsy teto amin’ny Israely.”+ Lioka 11:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Taoriana kelin’izay, dia namoaka demonia nahatonga ny lehilahy iray ho moana+ izy. Rehefa nivoaka ilay demonia dia lasa afaka niteny ilay lehilahy moana, ka gaga ny vahoaka.+
32 Rehefa lasa izy ireo, dia iny fa nentin’ny olona ny lehilahy iray moana nisy demonia.+ 33 Dia niteny ilay moana rehefa navoaka ilay demonia.+ Gaga ny vahoaka ka niteny hoe: “Mbola tsy nisy hoatr’izao mihitsy teto amin’ny Israely.”+
14 Taoriana kelin’izay, dia namoaka demonia nahatonga ny lehilahy iray ho moana+ izy. Rehefa nivoaka ilay demonia dia lasa afaka niteny ilay lehilahy moana, ka gaga ny vahoaka.+