Hebreo 11:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Hebreo 11:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Notoraham-bato+ izy ireo, notsapaina, notsofana hizara roa, novonoina tamin’ny sabatra,+ nirenireny nitafy hoditr’ondry sy hoditr’osy,+ sady tsy nanana na inona na inona sy niaritra fahoriana+ ary nampijalina.+
37 Notoraham-bato+ izy ireo, notsapaina, notsofana hizara roa, novonoina tamin’ny sabatra,+ nirenireny nitafy hoditr’ondry sy hoditr’osy,+ sady tsy nanana na inona na inona sy niaritra fahoriana+ ary nampijalina.+