Asan’ny Apostoly 23:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ny Sadoseo mantsy milaza fa tsy misy fitsanganana amin’ny maty sady tsy misy anjely na fanahy. Fa ny Fariseo kosa manaiky* hoe misy izany rehetra izany.+
8 Ny Sadoseo mantsy milaza fa tsy misy fitsanganana amin’ny maty sady tsy misy anjely na fanahy. Fa ny Fariseo kosa manaiky* hoe misy izany rehetra izany.+