35 “Anaovy ny akanjo ary miomàna,+ dia areheto ny jironareo.+ 36 Tokony ho toy ny mpanompo miandry ny tompony hiverina+ avy any amin’ny fampakaram-bady+ ianareo. Amin’izay rehefa tonga ilay tompony ka mandondòna, dia hosokafan’izy ireo avy hatrany ny varavarana.