FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 26:6-9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Tamin’i Jesosy tao an-tranon’i Simona boka, tany Betania,+ 7 dia nanatona azy ny vehivavy anankiray nitondra tavoahangy vatosanga feno menaka manitra lafo vidy. Nararak’ilay vehivavy teo an-dohan’i Jesosy ilay izy, tamin’i Jesosy mbola nisakafo* iny. 8 Tezitra ny mpianatra rehefa nahita an’izany, ka niteny hoe: “Fa maninona no mandanilany foana hoatr’izao? 9 Azo namidy lafo be izao iny, dia nomena ny mahantra ny vola.”

  • Jaona 12:2-5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Koa nisy nanasa tamin’ny sakafo hariva i Jesosy tao. I Marta no nandroso sakafo,+ fa i Lazarosy kosa anisan’ireo nisakafo* niaraka tamin’i Jesosy. 3 Ary naka menaka manitra nilanja iray livatra* i Maria. Narda tena izy ilay menaka sady lafo vidy be. Dia nararany teo amin’ny tongotr’i Jesosy ilay izy, ary nohamaininy tamin’ny volony ny tongotr’i Jesosy. Lasa manitra be eran’ny trano, noho ny fofon’ilay menaka.+ 4 Hoy anefa i Jodasy Iskariota,+ anisan’ny mpianany, ilay efa hamadika azy: 5 “Fa maninona no tsy namidy 300 denaria* iny menaka manitra iny, dia nomena ny mahantra ny vola?”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara