59 Ary nitady zavatra hiampangana an’i Jesosy ny lehiben’ny mpisorona sy izay rehetra anisan’ny Fitsarana Avo Jiosy, mba hamonoana azy ho faty.+ 60 Tsy nahita anefa izy ireo, na be dia be aza ny vavolombelona mandainga tonga teo.+ Avy eo dia nisy olona roa tonga