FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 27:20-23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Nandresy lahatra ny vahoaka anefa ny lehiben’ny mpisorona sy ny anti-panahy mba hiteny hoe: “Avotsory i Barabasy,+ fa vonoy i Jesosy!”+ 21 Dia nanontany azy ireo indray ilay governora hoe: “Iza amin’izy roa lahy no tianareo hafahako ho anareo?” Dia hoy izy ireo: “Barabasy.” 22 Ary hoy i Pilato: “Hataoko ahoana àry izany i Jesosy, ilay antsoina hoe Kristy?” Dia hoy izy rehetra: “Fantsiho eo amin’ny tsato-kazo izy!”+ 23 Ary hoy izy: “Fa maninona? Fa inona no ratsy nataony?” Vao mainka anefa izy ireo niantsoantso hoe: “Fantsiho eo amin’ny tsato-kazo izy!”+

  • Asan’ny Apostoly 3:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Nolavinareo tokoa ilay masina sy marina. Mpamono olona no nangatahinareo hafahana ho anareo,+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara