-
Matio 28:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Niala haingana teo am-pasana àry izy roa vavy, sady natahotra no faly be, ary nihazakazaka mba hilaza an’izany tamin’ny mpianatr’i Jesosy.+
-
-
Lioka 24:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 ary niala teo amin’ilay fasana izy ireo ka niverina, dia nitantara an’izany rehetra izany tamin’ny 11 Lahy sy ny hafa rehetra.+
-