Marka 1:23, 24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Tamin’izay indrindra no nisy lehilahy nisy fanahy maloto tao amin’ilay synagoga. Niantsoantso mafy izy hoe: 24 “Fa inona koa no anelingelenanao anay atỳ,* ry Jesosy avy any Nazareta?+ Tonga atỳ ve ianao mba handringana anay? Fantatro tsara ange fa ianao Ilay Masin’Andriamanitra+ e!” Marka 5:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary niantsoantso mafy izy, ka niteny hoe: “Fa inona koa no anelingelenanao ahy atỳ,* ry Jesosy Zanak’ilay Andriamanitra Avo Indrindra ô? Asaiko mianiana amin’ny anaran’Andriamanitra ianao mba tsy hampijaly ahy.”+ Lioka 4:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Nivoaka koa ny demonia tamin’ny olona maro, ka niantso mafy hoe: “Ianao no Zanak’Andriamanitra.”+ Noteneniny mafy anefa ireny ka tsy navelany hiteniteny,+ satria fantatr’ireny fa izy no Kristy.+
23 Tamin’izay indrindra no nisy lehilahy nisy fanahy maloto tao amin’ilay synagoga. Niantsoantso mafy izy hoe: 24 “Fa inona koa no anelingelenanao anay atỳ,* ry Jesosy avy any Nazareta?+ Tonga atỳ ve ianao mba handringana anay? Fantatro tsara ange fa ianao Ilay Masin’Andriamanitra+ e!”
7 Ary niantsoantso mafy izy, ka niteny hoe: “Fa inona koa no anelingelenanao ahy atỳ,* ry Jesosy Zanak’ilay Andriamanitra Avo Indrindra ô? Asaiko mianiana amin’ny anaran’Andriamanitra ianao mba tsy hampijaly ahy.”+
41 Nivoaka koa ny demonia tamin’ny olona maro, ka niantso mafy hoe: “Ianao no Zanak’Andriamanitra.”+ Noteneniny mafy anefa ireny ka tsy navelany hiteniteny,+ satria fantatr’ireny fa izy no Kristy.+