Matio 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Izy, raha ny marina, ilay nolazaina tamin’ny alalan’i Isaia mpaminany+ hoe: “Izany fa misy miantsoantso any an-tany efitra hoe: ‘Omano ny lalana halehan’i Jehovah!* Ataovy mahitsy ny lalany.’”+ Marka 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Izany fa misy miantsoantso any an-tany efitra hoe: ‘Omano ny lalana halehan’i Jehovah!* Ataovy mahitsy ny lalany.’”+ Jaona 1:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Dia hoy izy: “Izaho ilay miantsoantso any an-tany efitra hoe: ‘Ataovy mahitsy ny lalana halehan’i Jehovah’,*+ araka ny nolazain’i Isaia mpaminany.”+
3 Izy, raha ny marina, ilay nolazaina tamin’ny alalan’i Isaia mpaminany+ hoe: “Izany fa misy miantsoantso any an-tany efitra hoe: ‘Omano ny lalana halehan’i Jehovah!* Ataovy mahitsy ny lalany.’”+
3 Izany fa misy miantsoantso any an-tany efitra hoe: ‘Omano ny lalana halehan’i Jehovah!* Ataovy mahitsy ny lalany.’”+
23 Dia hoy izy: “Izaho ilay miantsoantso any an-tany efitra hoe: ‘Ataovy mahitsy ny lalana halehan’i Jehovah’,*+ araka ny nolazain’i Isaia mpaminany.”+