Rota 4:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary nanome anarana an’ilay zaza ireo vehivavy mpiara-monina taminy, sady niteny hoe: “Zazalahy no teraka ho an’i Naomy.” Dia nataon’izy ireo hoe Obeda+ ny anarany. Izy no rain’i Jese,+ rain’i Davida.
17 Ary nanome anarana an’ilay zaza ireo vehivavy mpiara-monina taminy, sady niteny hoe: “Zazalahy no teraka ho an’i Naomy.” Dia nataon’izy ireo hoe Obeda+ ny anarany. Izy no rain’i Jese,+ rain’i Davida.