2 Mpanjaka 5:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary nisy lehilahy atao hoe Namàna, lehiben’ny tafiky ny mpanjakan’i Syria. Olo-malaza izy ary nanaja be azy ny tompony, satria izy no nampiasain’i Jehovah hanomezana fandresena* an’i Syria. Miaramila matanjaka izy, saingy boka.* 2 Mpanjaka 5:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Lasa nidina àry i Namàna ka nisitrika impito tao Jordana, araka ny tenin’ilay lehilahin’Andriamanitra.+ Dia lasa hoatran’ny nofon-jazalahikely+ indray ny nofony, ka nadio+ izy.
5 Ary nisy lehilahy atao hoe Namàna, lehiben’ny tafiky ny mpanjakan’i Syria. Olo-malaza izy ary nanaja be azy ny tompony, satria izy no nampiasain’i Jehovah hanomezana fandresena* an’i Syria. Miaramila matanjaka izy, saingy boka.*
14 Lasa nidina àry i Namàna ka nisitrika impito tao Jordana, araka ny tenin’ilay lehilahin’Andriamanitra.+ Dia lasa hoatran’ny nofon-jazalahikely+ indray ny nofony, ka nadio+ izy.