Genesisy 30:22, 23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Farany, dia nahatsiaro an’i Rahely Andriamanitra ka nihaino ny vavaka nataony, dia nataony izay hahatonga azy ho bevohoka.*+ 23 Bevohoka àry i Rahely ka tera-dahy. Dia hoy izy: “Efa nesorin’Andriamanitra ny fahafaham-barakako!”+ 1 Samoela 1:10, 11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
22 Farany, dia nahatsiaro an’i Rahely Andriamanitra ka nihaino ny vavaka nataony, dia nataony izay hahatonga azy ho bevohoka.*+ 23 Bevohoka àry i Rahely ka tera-dahy. Dia hoy izy: “Efa nesorin’Andriamanitra ny fahafaham-barakako!”+