-
Isaia 53:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
Nihevitra anefa izahay hoe voaozona izy, ka nokapohin’Andriamanitra sy nampijalina.
-
-
Matio 9:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Henon’i Jesosy izany ka hoy izy: “Tsy ny olona salama no mila dokotera, fa ny marary.+
-
-
Marka 2:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Henon’i Jesosy izany ka hoy izy tamin’ireo: “Tsy ny matanjaka no mila dokotera, fa ny marary. Tsy tonga hiantso ny olo-marina aho, fa ny mpanota.”+
-