-
Deoteronomia 23:25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 “Raha mankeny amin’ny sahan’olona misy varimbazaha ianao, dia mahazo mioty salohy masaka amin’ny tananao, fa tsy tokony hojinjainao amin’ny antsy fijinjana ny varimbazahan’olona.+
-