FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 7:16-18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ny voany no hahafantaranareo tsara an’ireny. Fa angaha misy olona mioty voaloboka na aviavy eny amin’ny tsilo? Tsy misy olona manao an’izany mihitsy.+ 17 Hoatr’izany koa fa ny hazo tsara rehetra dia mamoa voa tsara, fa ny hazo ratsy rehetra kosa mamoa voa ratsy.+ 18 Tsy mety mamoa voa ratsy ny hazo tsara, ary tsy mety mamoa voa tsara ny hazo ratsy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara