-
Lioka 23:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Faly be i Heroda nahita an’i Jesosy. Efa ela mantsy izy no te hahita an’i Jesosy, satria efa betsaka ny zavatra henony momba azy.+ Ary nanantena hahita azy hanao famantarana izy.
-