Matio 14:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia nahita vahoaka be i Jesosy rehefa niala avy tao an-tsambokely. Nangoraka+ an’ireo izy, ka nanasitrana an’izay narary.+ Marka 6:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Jaona 6:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nisy vahoaka be nanaraka azy teny foana,+ satria hitan’izy ireo ny famantarana mahagaga nataony, tamin’izy nanasitrana ny marary.+
14 Dia nahita vahoaka be i Jesosy rehefa niala avy tao an-tsambokely. Nangoraka+ an’ireo izy, ka nanasitrana an’izay narary.+
2 Ary nisy vahoaka be nanaraka azy teny foana,+ satria hitan’izy ireo ny famantarana mahagaga nataony, tamin’izy nanasitrana ny marary.+