FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 14:15-21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Rehefa hariva anefa ny andro, dia nanatona azy ny mpianany ka niteny hoe: “Mitokana ity toerana ity, sady efa hariva ny andro. Ravao ny vahoaka mba hividy sakafo any an-tanàna.”+ 16 Hoy anefa i Jesosy tamin’izy ireo: “Tsy voatery handeha ry zareo, fa omeo zavatra hohanina.” 17 Dia hoy izy ireo: “Mofo dimy sy trondro roa fotsiny ange no atỳ aminay e!” 18 Ary hoy izy: “Ento atỳ àry izany.” 19 Dia nasainy naka toerana teo amin’ny bozaka ny vahoaka. Nalainy avy eo ireo mofo dimy sy trondro roa ireo, ka nitraka nijery ny lanitra izy dia nivavaka.+ Dia notapahiny ireo mofo, dia nomeny an’ireo mpianatra, ary ny mpianatra indray nizara an’ilay izy tamin’ny vahoaka. 20 Dia nihinana ny rehetra ka voky. Ary nangonin’ny mpianatra ny sombintsombiny sisa tsy lany ka nahafeno harona 12.+ 21 Nisy lehilahy 5 000 teo ho eo ny olona nihinana, ankoatra ny zaza amam-behivavy.+

  • Marka 6:35-44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Jaona 6:5-13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara