-
Marka 9:14, 15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Ary nankeny amin’ny mpianatra hafa izy ireo, dia nahita fa nisy vahoaka be nanodidina ny mpianatra sady nisy mpanora-dalàna niady hevitra taminy.+ 15 Vao nahita an’i Jesosy anefa ny vahoaka rehetra dia gaga, ary nihazakazaka nankeo aminy mba hiarahaba azy.
-