FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 17:14-16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Rehefa nankeo amin’ny vahoaka izy ireo,+ dia nisy lehilahy nanatona azy ka nandohalika teo anatrehany sady niteny hoe: 15 “Tompo ô, mba iantrao ny zanako lahy fa voan’ny androbe, dia marary izy izao. Matetika izy no mianjera ao anaty afo, ary matetika ao anaty rano.+ 16 Nentiko tatỳ amin’ny mpianatrao izy, saingy tsy vitan’izy ireo ny nanasitrana azy.”

  • Marka 9:17, 18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary hoy ny iray tamin’ny vahoaka: “Mpampianatra ô, nentiko atỳ aminao ny zanako lahy fa misy fanahy mampahamoana.+ 18 Na aiza na aiza no ahazoan’ilay fanahy azy, dia atontany amin’ny tany izy, ka mamoaka farora-bava sy mihidy vazana dia lasa reraka be. Nangatahiko hamoaka an’ilay fanahy ny mpianatrao, saingy tsy vitany.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara