9 Aza mitondra volamena na volafotsy na varahina ao anaty fehikibo+ fasianareo vola, 10 ary aza mitondra kitapom-batsy any amin’izay halehanareo, na akanjo roa,* na kapa na tehina.+ Mendrika hahazo sakafo mantsy ny mpiasa.+
3 ka hoy izy: “Aza mitondra na inona na inona rehefa mandeha ianareo, na tehina na kitapom-batsy na mofo na vola,* ary aza mitondra akanjo anankiroa.*+