Matio 3:1, 2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tatỳ aoriana, dia tonga nitory+ tany an-tany efitr’i Jodia i Jaona+ Mpanao Batisa. 2 Hoy izy: “Mibebaha fa efa akaiky ny Fanjakan’ny lanitra.”+ Lioka 9:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
3 Tatỳ aoriana, dia tonga nitory+ tany an-tany efitr’i Jodia i Jaona+ Mpanao Batisa. 2 Hoy izy: “Mibebaha fa efa akaiky ny Fanjakan’ny lanitra.”+