Mpitoriteny 11:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Mifalia ry tanora dieny mbola tanora ianao, ary ataovy izay mampifalifaly ny fonao amin’ny andro fahatanoranao. Ataovy izay irin’ny fonao sy izay mahafinaritra ny masonao. Fantaro anefa fa hotsarain’ilay tena Andriamanitra* ianao amin’izany rehetra izany.+ Matio 6:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Manangòna kosa harena ho anareo any an-danitra,+ izay tsy misy bibikely na harafesina manimba,+ sady tsy misy mpangalatra mamaky trano na mangalatra. 1 Timoty 6:17-19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Jakoba 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Henoy izao, ry rahalahy malala: Tsy izay heverin’izao tontolo izao hoe mahantra ve no nofidin’Andriamanitra hanan-karena amin’ny finoana,+ sy ho mpandova an’ilay Fanjakana nampanantenainy an’izay tia azy?+
9 Mifalia ry tanora dieny mbola tanora ianao, ary ataovy izay mampifalifaly ny fonao amin’ny andro fahatanoranao. Ataovy izay irin’ny fonao sy izay mahafinaritra ny masonao. Fantaro anefa fa hotsarain’ilay tena Andriamanitra* ianao amin’izany rehetra izany.+
20 Manangòna kosa harena ho anareo any an-danitra,+ izay tsy misy bibikely na harafesina manimba,+ sady tsy misy mpangalatra mamaky trano na mangalatra.
5 Henoy izao, ry rahalahy malala: Tsy izay heverin’izao tontolo izao hoe mahantra ve no nofidin’Andriamanitra hanan-karena amin’ny finoana,+ sy ho mpandova an’ilay Fanjakana nampanantenainy an’izay tia azy?+