Salamo 34:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Matio 6:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Timoty 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Mahasoa kely ihany mantsy ny mampiasa vatana,* fa ny mahafoy tena ho an’Andriamanitra kosa no mahasoa amin’ny zava-drehetra. Ahazoana fitahiana amin’izao fiainana izao sy amin’ilay fiainana ho avy mantsy izany, araka ny efa nampanantenaina.+
8 Mahasoa kely ihany mantsy ny mampiasa vatana,* fa ny mahafoy tena ho an’Andriamanitra kosa no mahasoa amin’ny zava-drehetra. Ahazoana fitahiana amin’izao fiainana izao sy amin’ilay fiainana ho avy mantsy izany, araka ny efa nampanantenaina.+