Matio 6:20, 21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Manangòna kosa harena ho anareo any an-danitra,+ izay tsy misy bibikely na harafesina manimba,+ sady tsy misy mpangalatra mamaky trano na mangalatra. 21 Fa any amin’izay misy ny harenanao, dia ho any koa ny fonao. Lioka 16:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Timoty 6:18, 19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
20 Manangòna kosa harena ho anareo any an-danitra,+ izay tsy misy bibikely na harafesina manimba,+ sady tsy misy mpangalatra mamaky trano na mangalatra. 21 Fa any amin’izay misy ny harenanao, dia ho any koa ny fonao.