-
Marka 11:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Ary nahita aviavy feno raviny teny lavidavitra izy, ka nankeo mba hijery sao mahita voany. Tsy nahita afa-tsy raviny fotsiny anefa izy rehefa tonga teo, satria tsy fotoanan’ny aviavy tamin’izay.
-