-
Matio 8:11, 12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Lazaiko aminareo fa be dia be ny olona avy any atsinanana sy ny avy any andrefana no ho tonga haka toerana* eo amin’ny latabatra miaraka amin’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba ao amin’ny Fanjakan’ny lanitra.+ 12 Fa ny zanak’ilay Fanjakana kosa hatsipy any amin’ny haizina any ivelany. Any izy ireo no hitomany sy hihidy vazana.”*+
-