Ohabolana 29:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Hietry izay manambony tena,+Fa hahazo voninahitra kosa izay manetry tena.+ Matio 23:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Lioka 18:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Jakoba 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Lehibe kokoa anefa ny hatsaram-panahy miavaka* asehon’Andriamanitra. Hoy àry ny Soratra Masina: “Manohitra ny olona manambony tena Andriamanitra,+ fa maneho hatsaram-panahy miavaka amin’ny manetry tena kosa.”+
6 Lehibe kokoa anefa ny hatsaram-panahy miavaka* asehon’Andriamanitra. Hoy àry ny Soratra Masina: “Manohitra ny olona manambony tena Andriamanitra,+ fa maneho hatsaram-panahy miavaka amin’ny manetry tena kosa.”+