FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 7:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 nefa manetry tena+ ny vahoakako izay antsoina amin’ny anarako,+ ka mivavaka sy mitady ahy ary miala amin’ny ratsy fanaony,+ dia hihaino any an-danitra aho ka hamela ny fahotany ary hamerina ny taniny amin’ny laoniny.*+

  • Salamo 32:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Salamo 51:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Taminao aho no tena nanota;*+

      Izay ratsy eo imasonao no nataoko.+

      Koa manana ny marina ianao rehefa miteny,

      Ary ara-drariny ny didim-pitsaranao.+

  • Ohabolana 28:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Lioka 18:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Nijoro lavidavitra kosa ilay mpamory hetra, ary tsy sahy nitraka nijery ny lanitra, fa nikapo-tratra foana ka niteny hoe: ‘Andriamanitra ô, mamindrà fo amiko* mpanota.’+

  • 1 Jaona 1:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Raha miaiky ny fahotantsika anefa isika, dia tsy mivadika amin’ny teniny Andriamanitra sady marina, ka hamela ny fahotantsika sy hanadio antsika ho afaka amin’ny fanao ratsy rehetra.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara