6 Fa na iza na iza mametraka vato mahatafintohina eo anoloan’ny iray amin’ireny madinika mino ahy ireny, dia tsara raha asiana vato lehibe fikosoham-bary* ny vozony, ka alentika any an-dranomasina lalina izy.+
42 Na iza na iza kosa mametraka vato mahatafintohina eo anoloan’ny iray amin’ireny madinika manam-pinoana ireny, dia tsara raha asiana vato lehibe fikosoham-bary* ny vozony, ka atsipy any an-dranomasina izy.+